TONGASOA ETO AMIN'NY PEJY FANDOAVAM-BOLAN'NY PDF SHOP
Misaotra anao amin'ny fahazotoanao hanohana anay amin'ny alalan'ny fividianana ireo PDF izay vokarin'ny HIANATRA BAIBOLY. Anisan'ny asa fanohanana anay mivantana izao ataonao izao. Hatreto aloha dia mbola mobile money ihany no fitaovana ahafahanay mandray paiement. Azonao fidina amin'ireto operateur telo ireto izany. Mba ahafahanay mandefa ilay PDF dia ilainay avy aminao ireo:
ID de transaction an'ilay vola nalefa
Anaran'ilay boky sy ny vidiny
Email na numéro WhatsApp andefasanay ilay BOKY
ALEFASO MESSAGE PRIVE AMIN'ITY PEJY ITY IZANY

