HEVI-DALIN'NY HEBREO TOKO FAHA-11

Sary Boky Hebreo 11

Hevi-dalin'ny Hebreo Toko faha-11 : 28 pejy

Pejy 2 Pejy 3 Pejy 4 Pejy 5

Vidiny: 10.000 Ar

Fampahafantarana : Hanao fandoavam-bola avy hatrany ianao aorian'ny fanamafisana amin'ny alalan'ny code secret mobile money

Raha ivelan'i Madagasikara ianao ka maniry te hividy boky dia tsindrio ny bokitra hoe "Ivelan'i / Outside of Madagascar"

Safidio ny fomba handoavam-bola:

Mvola (YAS) Orange Money

Fomba Fandraisana ny Boky

Nahavita fandoavam-bola ve ianao?

Ampidiro eto ambany ny ID de transaction-n'ny vola nalefa, ny montant, ny anaran'ny boky novidinao, ary ny adresse email na WhatsApp handefasanay azy. (Mbola tsy manana rafitra anaovana téléchargement automatique izahay ka olona no handefa ny boky ho anao).


MG: Raha olona ivelan'i Madagasikara ianao ka maniry te hividy an'io boky io dia afaka mandefa vola amin'ny alalan'ireto:

EN: If you are outside of Madagascar and want to buy the book, you could send funds via:

FR: Si vous êtes en dehors de Madagascar et que vous souhaitez acheter ce livre, vous pouvez envoyer votre don par :

ORANGE MONEY : Orange Money Europe (France, Belgique, Allemagne, Espagne, Italie, Pays-Bas, ...), Western Union, WorldRemit, MoneyGram, Tap Tap Send, Sendwave, Remitly, Ria Money Transfer, Paysend, Revolut, Moneytrans, Holo. ORANGE MONEY : +261322109766 RAHARINIRINA Didier Jean Londolin MVOLA : MVola Comores, Western Union, MoneyGram, Paysend, Mama Money, Ria Money Transfer, Sendwave, Orange Money Europe, Revolut, Remitly, Global Transfer, Tap Tap Send. MVOLA : +261345841070 RAHARINIRINA Didier Jean Sandolin
NY HEVI-DALIN’NY HEBREO 11 BOKY IZAY METY HANOKATRA NY SAINAO SY NY FONAO MBA HIFIKITRA SY HITOKY AMIN’ ANDRIAMANITRA Avy nieritreretinao ve ny halalin’ny HEBREO TOKO FAHA-11? Sa variana amin’ny famakiana azy fotsiny, ka mijery ireo tantaran’ireo olon’ny finoana izay voalaza amin’ny antsipiriany madinidinaka ireo, dia Abrahama, Enoka, Noa, Mosesy, Davida, Rahaba … ? Mety hahatalanjona anao ny fahatsaran’ity toko ity raha toa ka mandinika azy lalina tsara ianao. Atolotray anao ity boky izay novokarin’ny HIANATRA BAIBOLY. ✨ IREO HEVITRA LALINA IZAY HO HITANAO AO : 👉 Ny tena dikan'ny "Finoana" (Hupostasis) 👉 Fihavanana lalina amin'Andriamanitra 👉 Ny hery azo amin’ny alalan’ny fankatoavana. 👉 Ny fitazonana ny finoana manoloana ireo fotoan’ny fahoriana sy ny fahanginan’Andriamanitra manoloana ny olona izay sedrainao. 🎯 NY LANJAN’ITY BOKY ITY? Ity boky ity dia tsy teoria fotsiny, fa: ✅ Manome torolalana azo ampiharina amin'ny fiainana andavanandro. ✅ Hanampy anao handresy ny fisalasalana sy ny tebiteby rehefa mangina Andriamanitra. ✅ Hanamora sy hanamafy ny lova ara-panahy havelanao ho an'ny taranakao. ✅ Hazava aminao fa ny fiainanao ankehitriny dia toko farany amin'ny tantaran'ny finoana nosoratan'ny Lanitra! 💡 IZA NO MILA ITY BOKY ITY? ✅ Mpitondra fivavahana ✅ Mpitoriteny sy mpampianatra Soratra Masina (Sekoly Sabata na Sekoly Alahady) ✅ Ny olona maniry ny hanitatra ny fahalalana amin’ny fahaizana sy fandalinana ny soratra Masina. 💡 MOMBAMOMBA ILAY BOKY o Boky PDF azo vakina amin’ny finday, tablette ary ordinatera o Nosoratana amin’ny teny Malagasy sy misy antsipiriany mazava manoloana ny andininy tsirairay.

Haneho Hevitra

Fampianarana Teo Aloha Fampianarana Manaraka